18b
Aondrikay ny lohanay
Maneho fanajana
1. Aondrikay ny lohanay
raha hivavaka Aminao.
Manatitsaotra Anao ry Ray
noho ny soa natolotrao.
2. Aondrikay ny lohanay,
miangavy Anao izahay.
Ry Tompo ô! Arovinao
izay rehetra atao.
Tonony: Anna Johnson, 1896–1979
Feony: Alexander Schreiner, 1901–1987