56
Ny Fanahy Masina
Amim-pahatsorana
1. I Kristy teto antany,
nampanantena fa
handefa ny Fanahy ho
namantsika ra(ha)trizay.
Ny feon’ny Fa nahy
malefaka tokoa.
Ny Ray sy i Kristy no
hamarininy ao ampo.
2. Rehefa raisina
mba ho mpikambana,
dia omena ny Fanahy
amin’ny Fisoronana.
Iriko ny hihaino,
(i)zany feo izany.
Ka ilay hazavany hitarik(a)
ahy hanao ‘zay tsara.
Tonony: Jeanne P. Lawler, 1924–2013; nasiam-panovana © 1977, 1989 IRI
Feony: Jeanne P. Lawler, 1924–2013. © 1977 IRI
Jaona 14:26