74
Mifankatiava
Maneho fanajana
(Azo asiana ampahany obbligato)
Mi fankatiava
toy ‘zay nataoko.
‘Zany no didy
mifankatiava.
‘Zay no hahitana
fa mpianatro ianareo,
raha toa ka
mifankatia.
Jereo koa ny Cantiques, lah. 200
Tonony: Luacine Clark Fox, 1914–2002
Feony: Luacine Clark Fox, 1914–2002; Narindran’i Jo Marie Borgeson Bray, 1925–1998
© 1961, 1989 IRI. Fandrindrana sy obbligato © 1978 IRI.
Jaona 13:34–35
1 Jaona 4:11