Hira
Sahia manao ny tsara


80

Sahia manao ny tsara

Amim-pahasahiana

1. Sahia manao izay tsara,

Ianao ihany no mahavit’izany.

Ataovy ampitia van’ izany,

fa ho tantarain’ nya’njely any.

[Chorus]

Sahia, manao tsara.

Sahia, manao mety.

Sahia manao ny tsara re.

2. Sahia manao izay mety,

Ny faharatsiana tsy mahavonjy.

Mijoroa amin’ny finoanao,

manohera izay ratsy ianao.

[Chorus]

Sahia, manao tsara.

Sahia, manao mety.

Sahia manao ny tsara re.

Tonony tamin’ ny teny anglisy: George L. Taylor, Teraka 1835

Feony: narindran’ i A.C. Smyth, 1840–1909

Matio 4:1–11

Efesiana 6:1