“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoako fahamarinan-toetra,” Namana, Septambra 2024, 44–45.
Tian’i Jesoa ho marin-toetra isika.
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanarahana ireo lalàna.
Tsy haka zavatra tsy ahy aho.
Afaka milaza ny marina aho.
Fotoana hanaovana sahanasa
Miara-milalao kilalao ireto mpinamana ireto. Hitanao ve ireo fo miafina?
Sary nataon’i Garth Bruner