“Fizarana ho an’ny namana kely,” Namana, Septambra 2024, 43.
Fizarana ho an’ny namana kely
Mivavaka ho an’ny olona tsy salama aho.
Charlotte P., 4 taona, Macau, Sina
Manaraka an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fizarana kilalao aho.
Boyd L., 3 taona, Sorsogon, Filipina
“Moa ve izaho hitsangana
toa an’ i Jesoa?
Ô! Eny, izay tokoa!