Lynette sy Sean Tantara 6:44 I Lynette, izay mpikambana malaindaina nandritra ny taona maro, dia niverina nazoto tanteraka ary nofehezina tamin’ny vadiny (olona vao niova fo) sy ny zanany vavy.