Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Ny tantaran'i Betina sy Sidney


Ny tantaran’i Betina sy Sidney

7:12

Rehefa avy nisintaka ny Fiangonana nandritra ny taona maro i Betina, dia niverina ary nanampy an’i Sidney namany hahazo finoana an’i Jesoa Kristy sy fitiavana ao amin’ny paroasiny.