Mitahy ireo mpikambana vaovao sy ireo miverina mavitrika amin’ny alalan’ny filankevitra
5:25
Ireo mpitarika ao amin’ny paroasy sy tsatòka ao amin’ny tsatòkan’i Hilo Hawaii dia miara-miasa ao amin’ireo filankevitra mba hanampiana an’i Salvador Ray hahita namana sy hiverina eo amin’ny lalan’ny fanekempihavanana.