Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratry ny Zatovovavy ahy eo anivon’ny tsatòka
Loharanom-pitaovana fanampiny
Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia manasa anao ihany koa hampiasa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.
-
Fandaharan’asa ho an’ny zatovon’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.Filazana sy loharanom-pitaovana ho an’ireo antso eo anivon’ny zatovo.
-
Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana, Médiathèque de l’Évangile.Fandaharam-pianarana mandritra ny Alahady ho an’ny zatovovavy.
-
Ho zatovo mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Évangile.Torolalana izay mampitodika ny zatovo any amin’ny Mpamonjy sy mampianatra azy ireo ny fanaovana safidy marina mifototra amin’ny fahamarinana mandrakizay ao amin’ny filazantsarany naverina tamin’ny laoniny.
-
Helps for Presidences (Fanampiana ho an’ny fiadidiana), Médiathèque de l’Évangile.Fanampiana ho an’ny fiadidian’ny kilasy eo amin’ny fanatanterahana ny antsony.
-
Zatovovavy, ChurchofJesusChrist.org.Fandaharam-potoana sy loharanom-pitaovana ary torohay.