Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny


tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha filohan’ny Zatovovavy eo anivon’ny tsatòka ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia hevero raha sitrakao ny hampiasa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampiana anao amin’ny antsonao.

Fandaharan’asa ho an’ny zatovon’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.Filazana sy loharanom-pitaovana ho an’ny antso ho an’ny zatovo.

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ao am-piangonana, Médiathèque de l’Évangile.Fandaharam-pianarana amin’ny alahady ho an’ny zatovovavy.

Ho zatovo mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Évangile.Torolalana izay mitarika ireo zatovo mankany amin’ny Mpamonjy sy mampianatra azy ireo hanao ireo safidy marina izay mifototra amin’ireo fahamarinana mandrakizain’ny filazantsarany naverina tamin’ny laoniny.

Helps for Presidencies [Fanampiana ho an’ireo fiadidiana], Médiathèque de l’Évangile.Fanampiana ho an’ireo fiadidian’ny kilasy amin’ny fanatanterahana ny antson’izy ireo.

Zatovovavy, ChurchofJesusChrist.org.Fandaharam-potoana sy loharanom-pitaovana ary fampahalalana.