Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny


Tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpanolotsaina ahy ao amin’ny fiadidian’ny Zatovovavy eo anivon’ny tsatòka

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia hevero azafady ny hampiasa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampy anao amin’ny antsonao.

Fandaharan’asa ho an’ny zatovon’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany.Filazana sy loharanom-pitaovana ho an’ireo antso eo anivon’ny zatovo.

Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny ao an-tokantrano sy ny ao am-piangonana, Médiathèque de l’Evangile.Fandaharam-pampianarana mandritra ny Alahady ho an’ny zatovovavy.

Ho Zatovo Mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy (2022), Médiathèque de l’Evangile.Torolalana izay mampitodika ny zatovo any amin’ny Mpamonjy sy mampianatra azy ireo ny fanaovana safidy tsara mifototra amin’ireo fahamarinana mandrakizay ao amin’ny filazantsarany naverina tamin’ny laoniny.

Helps for Presidences, Médiathèque de l’Evangile.Fanampiana ho an’ny fiadidian’ny kilasy eo amin’ny fanatanterahana ny antsony.

Zatovovavy, ChurchofJesusChrist.org.Fandaharam-potoana sy loharanom-pitaovana ary fampahalalana.