Fampaherezam-panahy maneran-tany ho anʼny tanora, febroary 2025 Loholona Dieter F. Uchtdorf sy Rahavavy Harriet R. UchtdorfFampaherezam-panahy iray manontoloFampaherezam-panahy maneran-tany iray manontolo ho anʼny tanora iarahana aminʼny Loholona Dieter F. Uchtdorf sy Rahavavy Harriet R. Uchtdorf—Febroary 2025. Harriet UchtdorfMatokia an’ AndriamanitraMizara ny fomba nampianarana azy hatoky an’ Andriamanitra tamin’ny alalan’ny zavatra niainany rehefa niditra ho mpikamban’ny Fiangonana sy ny fihaonany taty aoriana tamin’izay ho vadiny Rahavavy Uchtdorf. Dieter F. UchtdorfHifandray ireo tebokaMampianatra ireo tanora mba hanam-paharetana sy hatoky an’ Andriamanitra ny Loholona Uchtdorf rehefa tsy tonga eo no ho eo ireo fitahiana katsahin’izy ireo.