Fanampiana amin’ny fandalinana
Efitra Masina Indrindra


Efitra Masina Indrindra

Ny Efitra Masina Indrindra tao amin’ny tabernakelin’i Mosesy, ary ao amin’ny tempoly aty aoriana. Natao koa hoe ny “fitoerana masina indrindra” izany (Eks. 26:33–34)