Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratra ahy ao amin’ny Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny
Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia mba diniho kely ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto hanohanana anao amin’ny antsonao.
-
Médiathèque de l’Évangile/Zatovo.Fantaro ireo loharanom-pitaovana rehetra ho an’ny zatovo, anisan’izany ny “Fanevan’ny Zatovovavy,” ny lohahevitra mandritry ny taona, ny fanampiana ho an’ireo fiadidiana, Ho zatovo mahery!: Torolalana amin’ny fanaovana safidy, Torolalana ho an’ny lasin’ny Zatovovav, ary hiran’ny zatovo!
-
@YoungWomenWorldwide.Mitadiava hafatra manentana ny fanahy sy fanampiana amin’ireo lesona sy fiaraha-mientana avy amin’ny Fiadidian’ny Zatovovavy maneran-tany ary ny filankevitra.
-
Fihaonambe Ho Zatovo Mahery!Atao isan-taona manerana izao tontolo izao ireo fihaonambe HZM ho an’ny zatovo izay feno 14 taona no ho miakatra. Tadiavo ny antsipiriany momba ny fihaonambenareo eo an-toerana, ary manaova drafitra hanatrika izany!