Ny antsoko amin’ny maha Filohan’ny kilasin’ny Zatovovavy ahy
Loharanom-pitaovana fanampiny
Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto hanohanana anao amin’ny antsonao.
-
Médiathèque de l’Évangile/Jeunes.Fantaro ireo loharanom-pitaovana rehetra ho an’ny zatovo, anisan’izany ny “Fanevan’ny Zatovovavy,” ny lohahevitra mandritry ny taona, fanampiana ho an’ireo fiadidiana, Ho zatovo mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy, Boky torolalana ho an’ny lasin’ny Zatovovavy, ary ny mozika ho an’ny zatovo!
-
@YoungWomenWorldwide.Mitadiava hafatra manentana ny fanahy sy fanampiana amin’ireo lesona sy fiaraha-mientana avy amin’ny Fiadidian’ny Zatovovavy maneran-tany sy ny filankevitra.
-
For the Strength of Youth Conferences.Atao isan-taona manerana izao tontolo izao ireo fihaonambe HZM ho an’ny zatovo izay feno 14 taona no ho miakatra. Tadiavo ireo antsipiriany momba ny fihaonambenareo eo an-toerana ary manaova drafitra hanatrika izany!