Ny antsoko amin’ny maha-mpanolotsaina ahy ao amin’ny fiadidian’ny Zatovovavy
Loharanom-pitaovana fanampiny
Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, mba jereo koa azafady ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto hanampy anao amin’ny antsonao.
-
Médiathèque de l’Évangile/Jeunes.Fantaro ireo loharanom-pitaovana rehetra ho an’ny zatovo, anisan’izany ny “Fanevan’ny Zatovovavy,” ny lohahevitra mandritry ny taona, fanampiana ho an’ny fiadidiana, Ho zatovo mahery: Torolalana amin’ny fanaovana safidy, Boky torolalana ho an’ny lasin’ny Zatovovavy, ary mozika ho an’ny zatovo!
-
@YoungWomenWorldwide.Mikatsaha hafatra manentana ny fanahy sy fanampiana hoan’ny lesona sy ny fiaraha-mientana, avy amin’ny Fiadidian’ny Zatovovavy maneran-tany sy ny filankevitra.
-
Fihaonam-be Ho Zatovo Mahery.Atao isan-taona manerana izao tontolo izao ny fihaonambe HZM ho an’ny zatovo feno 14 taona no ho miakatra. Tadiavo ny antsipiriany momba ny fihaonambenareo eo an-toerana ary manaova drafitra mba hanatrika izany!