Ny antsoko amin’ny maha mpampianatra ahy ao amin’ny Sekoly Alahady
Loharanom-pitaovana fanampiny
Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireo loharanom-pitaovana fanampiny ireo hanohanana anao amin’ny antsonao.
-
Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana.Afaka ny ho mpitari-dalana anao mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy ity loharanom-pitaovana ity. Hanampy anao Izy ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana rehefa miezaka mampianatra araka ny fombany ianao.