Sekoly Alahady
Loharanom-pitaovana fanampiny


Tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitantsoratra ahy ao amin’ny Sekoly Alahady eo anivon’ny tsatòka

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia diniho kely ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto hanohanana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana.Afaka ny ho mpitari-dalana anao mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy ity loharanom-pitaovana ity. Hanampy anao Izy ho lasa ilay mpampianatra fantany fa azonao hahatongavana rehefa miezaka mampianatra araka ny fombany ianao.