Sekoly Alahady
Loharanom-pitaovana fanampiny


tanana mifamatotra eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha filohan’ny Sekoly Alahady ahy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ho fanampin’ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia ampiasao ihany koa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanohana anao amin’ny antsonao.

Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy: Ho an’ireo rehetra izay mampianatra any an-tokantrano sy any am-piangonana.Afaka ny ho toa ny boky torolalana ho anao ity loharanom-pitaovana ity mba hianarana ny fomba nampianaran’ny Mpamonjy. Rehefa miezaka mampianatra araka ny fombany ianao, dia hanampy anao Izy ho tonga toa ilay mpampianatra izay fantany fa tokony ho vitanao.