Fivoriana filankevitry ny mpampianatra

Fitaovana manampy amin’ny fianarana sy fampianarana ho an’ny Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy

  • Votoatiny

  • Horonan-tsary

Fitaovana manampy amin’ny fianarana sy fampianarana ho an’ny Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy


Fitaovana manampy amin’ny fianarana sy fampianarana Mampianatra araka ny fomban’ny Mpamonjy

  • Horonan-tsary

    • Fampahafantarana ny fivoriana filankevitry ny mpampianatra

      Ao amin’ity horonan-tsary ity, ny Loholona Jeffrey R. Holland dia manome topimaso momba ireo fivoriana filankevitry ny mpampianatra ary momba ny antony maha-manan-danja azy ireny.


    • Mifanakaloza hevitra ary miaraha mikaon-doha

      Horonan-tsary iray mikasika ny dikan’ny hoe mifanakalo hevitra sy mikaon-doha ao anatin’ny fivoriana filankevitry ny mpampianatra

      2015-12-9000-share-and-counsel-together-1920x1080-thumb-master.jpg

    • Miaraha mianatra

      Horonan-tsary iray momba ny dikan’ny hoe miara-mianatra mandritra ny fivoriana filankevitry ny mpampianatra

      2015-12-7000-learn-together-1920x1080-thumb-master.jpg

    • Manaova fampiharana sy fanasana

      Horonan-tsary iray momba ny dikan’ny hoe miara-mianatra ao anatin’ny fivoriana filankevitry ny mpampianatra

      2015-12-8000-practice-and-invite-1920x1080-thumb-master.jpg

    • Tonga soa ry mpampianatra!

      Horonan-tsary iray izay ahitana ny Loholona Jeffrey R. Holland manome hevi-baovao sy famporisihana ho an’ireo izay vao nantsoina ho mpampianatra ato amin’ny Fiangonana

      2015-12-5000-welcome-teachers-1920x1080-thumb-master.jpg