Tonga soa ry mpampianatra! 3:46 Ao amin’ny horonan-tsary amin’ity pejy ity, ny Loholona Jeffrey R. Holland dia manome hevi-baovao sy famporisihana ho an’ireo izay vao nantsoina ho mpampianatra ato amin’ny Fiangonana.