Liahona

Liahona, Febroary 2026

  • Votoatiny

  • Ny lalana mahafalin’ny fanekempihavanana

    Patrick Kearon

  • Ho zatovo mahery!

    • Te ho sambatra kokoa ve ianao? Andramo ny fankasitrahana

      Madelyn Maxfield

  • Namana

    • I Noà sy ny sambofiara

Liahona, Febroary 2026


Liahona, Febroary 2026

  • Patrick Kearon

    Ny lalana mahafalin’ny fanekempihavanana

    Mampianatra ny Loholona Kearon fa afaka mifaly isika fa efa voaloa ny saran’ny fanavotana antsika, ary voapetraka ny lalan’ny fanekempihavanana ho any amin’ny fiainana mandrakizay.

    Loholona Patrick Kearon sy i Jennifer vadiny

  • Ho zatovo mahery!

    • Madelyn Maxfield

      Te ho sambatra kokoa ve ianao? Andramo ny fankasitrahana

      Afaka manampy anao hijery lafitsaran-javatra sy ho feno fanantenana hatrany ny fifantohana amin’ny fankasitrahana rehefa tsy mandeha araka ny drafitra natao ny fiainana.

      olona iray eo ambany rahona mainty sy olona iray voahodidin’ny vorona sy lolo ary voninkazo

  • Namana

    • I Noà sy ny sambofiara

      Vakio ny tantara momba an’i Noà sy ny sambofiara.

      Fanehoana an-tsary an’i Noà sy ny fianakaviany miandry ondry