Aogositra 2025 Quentin L. CookNy fahamarinana momba ny tanjon’ny fiainantsikaMampianatra ny Loholona Cook fa ny Ray any An-danitra dia nanambara fahamarinana mikasika ny lasantsika sy ny ankehitriny ary ny hoavintsika, anisan’izany ny fomba handraisana ny fanomezan’ny fiainana mandrakizay. Ho zatovo mahery! Brynn WenglerIzay tsy AndriamanitraAfaka mianatra zavatra betsaka momba ny hoe iza Andriamanitra isika rehefa takatsika izay tsy Izy. Namana Tantara ao amin’ny soratra masina: Fonjan’i LibertyMamakia tantara iray momba an’i Joseph Smith mahita fiadanana nandritra ny fotoan-tsarotra iray tao amin’ny Fonjan’i Liberty.