Jona 2025 Dale G. RenlundManara-dia an’i Jesoa Kristy isika amin’ny alalan’ny fiarahana Aminy mba hanao ny asanyMiantso ny Olomasin’ny Andro Farany ny Loholona Renlund mba hazoto hirotsaka amin’ny fanaovana ny asan’ny Tompo amin’ny alalan’ny fifantohana amin’ny tanjony, ny fitandremana ny didiny, ary ny fifankatiavana. Ho zatovo mahery! Ahoana no ahafahako mahafantatra fa tena nibebaka marina aho ary voavela heloka?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no ahafantarako fa tena nibebaka marina aho ary voavela heloka?” Namana Tantara ao amin’ny soratra masina: Fanorenana ny Tempolin’i KirtlandVakio ny tantara iray momba ireo Olomasina nanorina ny Tempolin’i Kirtland.