Aprily 2025 Gerrit W. GongJesoa Kristy: Ny fanantenana sy ny fampanantenana entin’ny PaskaMampianatra ny Loholona Gong fa amin’ny alalan’ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy dia mameno ireo fanirian’ny fontsika ny Mpamonjy ary mamaly ireo fanontaniana apetraky ny fanahintsika. Ho Zatovo Mahery! Brynn WenglerFanampiana avy amin’i Jesoa Kristy: Ny antony sy ny fombaTakaro ny antony mahatonga an’i Jesoa Kristy ho ny valim-panontaniana sy ny fomba hanampiany anao. Namana Tantara ao amin’ny soratra masina: Nahita ny Fahamarinana i LucyMamakia tantara iray momba ny fiovam-pon’i Lucy Morley sy ny fianakaviany.