Mampianatra ny Loholona Uchtdorf fa ny fanasitranana nataon’ny Mpamonjy ho fanompoana dia santatra sy fampanantenana avy amin’ Andriamanitra momba ny fanasitranana ara-batana sy ara-pihetseham-po maharitra izay ho tonga amintsika tsirairay amin’ny Fitsanganana amin’ny maty.