Sarin’olona avy ao amin’ ny Testamenta Vaovao
Nanasitrana ny marary i Jesoa Kristy
Marka 1:40–42; Lioka 4:38–40
Apetaho taratasy matevina na baoritra ity pejy ity. Hetezo avy eo ireo sary ary apetaho amina tsorakazo kely na amina harona vita amin’ ny taratasy. Ampiasao ireo ilalaovana tantara avy ao amin’ ny Testamenta Vaovao.
Vahoaka
Jesoa Kristy
Boka
Rafozambavin’i Petera
Sary nataon’ i Beth M. Whittaker