“Inona avy ireo tanjonao sy nofinofinao?” Namana, mar. 2023, 38.
Inona avy ireo tanjonao sy nofinofinao?
Ireto misy zavatra tian’ny ankizy vitsivitsy hafa holazaina!
Ho lasa paleontôlôgy (mandalina momba ny dinôzôro)
Ammon H., 10 taona, Idaho, États-Unis
Ho lasa antômôlojista (mandinika ny momba ireo bibikely)
Nathan Y., 10 taona, West Midlands, Angleterre
Hanana toeram-pisakafoanana
Emma R., 9 taona, Alberta, Canada
Hanatanteraka ôrdônansy any amin’ny tempoly rehefa feno 12 taona aho
Etevise T., 9 taona, Queensland, Australie
Ho lasa mpanoratra
Simon P., 10 taona, Hesse, Allemagne
Ho lasa mpandrafitra
Truman B., 9 taona, Le Caire, Egypte
Ho lasa mpanakanto
Natalie S., 8 taona, Floride, États-Unis
Ho lasa mpilalao baolina kitra nasiônaly
Jacob C., 9 taona, Washington, États-Unis