“Ho an’ny ankizy lehibe,” Namana, mar. 2023, 35. Ho an’ny ankizy lehibe Fanontaniana fohy Iza no anaran’ny anadahin’i Maria sy i Marta? Labana Lioka Lazarosy Lakôneo (Jereo ny Jaona 11:1.) Teny mitaona fanahy “Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.” (Marka 5:36) Inona no ato anatiny: Ilay olana teo amin’ny fizarana zavatra 36 Inona avy ireo tanjonao sy nofinofinao? 38 Tena mahavariana aho 39 I Lillian irery monja 40 Tanjona matsiro 42