2023
Inona no ao an-tsainao?
Janoary 2023


Inona no ao an-tsainao?

Mbola tia ahy ve i Jesoa raha manao safidy ratsy aho?

—Tahotra ao Wellington

Ry Tahotra malala,

Tia anao tanteraka i Jesoa Kristy. Raha manao safidy tsara ianao, dia mbola tia anao foana Izy. Ary afaka manampy anao hibebaka sy hanao zavatra tsara indray Izy. Miandry anao foana Izy mba hanaraka Azy. Mino anao Izy! Ary toy izany koa izahay.

Hetezo ity karatra ity ary tehirizo miaraka amin’ny soratra masinao izany. Azonao vakina ireo andinin-tsoratra masina isaky ny mahatsapa ho matahotra na kivy ianao.

Namana

Tian’i Jesoa Kristy Aho

  • Jaona 14:18

  • Isaia 41:10

  • Filipiana 4:13

  • Romana 8:38–39

  • Jaona 14:27

Sary fanehoana nataon’i Kristin Kwan