2023
Dia mankany Egypta
Janoary 2023


Zavatra mahafinaritra

Dia mankany Egypta

Rehefa avy nahita an’i Jesoa ireo magy, dia nisy anjely tonga tamin’i Josefa tao anaty nofy. Nilaza ilay anjely fa tandindomin-doza i Jesoa. Nilaza izy fa tokony ho any Egypta izy ireo, izay toerana ho azo antoka ho azy ireo (jereo ny Matio 2:13–14). Araho ny lalana mba hanampiana an’i Maria sy i Josefa ary i Jesoa hahita ny lalany mankany Egypta.

Sary fanehoana nataon’i Paige McLaughlin