Zavatra mahafinaritra
Inona avy ireo fanomezam-pahasoavana anananao?
Ny fanomezam-pahasoavan’ny Fanahy dia fitahiana na fahaiza-manao nomen’ Andriamanitra ny zanany tsirairay (jereo ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 46:11–26). Afaka mampiasa ny fanomezam-pahasoavana sy ny talenta ananantsika isika mba hanampiana ny hafa!
Asio faribolana ireo zavatra hainao atao. Asio kintana eo akaikin’ireo zavatra tianao hanazaran-tena bebe kokoa. Soraty ihany koa ny sasany amin’ireo hevitrao manokana.
Manompo ny hafa
Mitia
Finoana
Mahandro sakafo
Mamoron-javatra
Fiaraha-miasa anaty ekipa
Manoratra
Mikarakara biby
Fanatanjahantena
Mianatra