Manompo tahaka ny ataon’ny Mpamonjy 13:4 Mampianatra momba ny fifanompoana ny Rahavavy Bingham ary manome ohatra maneho ny fomba ahafahantsika manaraka ny ohatra nasehon’ny Mpamonjy ny amin’ny fanompoana feno fitiavana amin’ny alalan’ny asa tsotra.