2. Palmyra-Manchester, New York, 1820–1831
Ava.
Toeram-piompiana sy fambolen’i Martin Harris
Macedon (Tanàna)
Palmyra (Tanàna)
Fasan’i Alvin Smith
Efitrano Fanaovana Printin’i E. B. Grandin
Lakandrano Erie
Red Creek
Tanànakelin’i Palmyra
Trano vatan-kazon’i Joseph Smith rainy
Hathaway Brook
Toeram-piompiana sy fambolen’i Joseph Smith rainy
Fivondronan’i Wayne
Fivondronan’i Ontario
Fivondronan’i Wayne
Fivondronan’i Ontario
Kirihitr’ala Masina
Trano hazon’i Joseph Smith rainy
Manchester (Tanàna)
Lalana Fox
Lalana Canandaigua
Lalana Armington Schoolhouse
Farmington (Tanàna)
Lalana Stafford
Hathaway Brook
Havoana Komôrà
Kilaometatra
0 1 2
A B D E
1 2 3 4
1
2
3
4
5
6
7
8
-
Trano vatan-kazon’i Joseph Smith rainy Niseho tamin’i Joseph Smith tao ambony rihan’io trano io ny anjely Môrônia ny 21–22 septambra 1823 (jereo JS—T 1:29–47).
-
Toeram-piompiana sy fambolen’i Joseph Smith rainy Io toeram-piompiana sy fambolena mirefy 40 hektara io dia nokarakarain-dry Smith mianakavy nanomboka ny taona 1820 ka hatramin’ny taona 1829.
-
Kirihitr’ala Masina Tao amin’ny ala no nitrangan’ny Fahitana Voalohany azon’i Joseph Smith zanany ny fiandohan’ny lohataona 1820 (jereo JS—T 1:11–20).
-
Trano hazon’i Joseph Smith rainy Natombok’i Alvin Smith tamin’ny taona 1822 io trano io ary nonenandry Smith mianakavy ny taona 1825 ka hatramin’ny taona 1829.
-
Havoana Komôrà Teo no nanomezan’ny anjely Môrônia ireo takelaka volamena tamin’ny Mpaminany Joseph Smith ny 22 septambra 1827 (jereo JS—T 1:50–54, 59).
-
Toeram-piompiana sy fambolen’i Martin Harris Natao antoka io toeram-piompiana sy fambolena io ary namidy ny ampahany mba handoavana ny fanontana printy ny Bokin’i Môrmôna.
-
Efitrano Fanaovana Printin’i E. B. Grandin Tahadika 5000 amin’ny Bokin’i Môrmôna no natonta tao ny taona 1829–1830.
-
Hathaway Brook Notanterahina tao amin’io sakelidrano io izay matetika nantsoin’ny mponina tany am-boalohany tao hoe Crooked Creek ny sasany tamin’ireo batisa voalohany tao amin’ny Fiangonana.