Ireo loharano hafa
Lanitra


Lanitra

Ampiasaina mba hilazana zavatra roa ny teny hoe lanitra ao amin’ny soratra masina. Voalohany, ilazana ny toerana ipetrahan’Andriamanitra izany, izay ho fonenan’ireo izay mahatoky rahatrizay (jereo ny Môsià 2:41). Faharoa, ilazana ilay velarana midadasika manodidina ny tany izany (jereo ny Genesisy 1:1).