Music
Loharanom-pitaovana fanampiny


Tanana mifampitsofoka eo ambony soratra masina

Ny antsoko amin’ny maha-mpitendry zavamaneno ahy eo anivon’ny paroasy

Loharanom-pitaovana fanampiny

Ankoatra ny Boky torolalan’ny Fiangonana maneran-tany, dia asaina ianao hampiasa ireto loharanom-pitaovana fanampiny ireto mba hanampy anao amin’ny antsonao.

Church Music Library(Tranombokin-kiran’ny Fiangonana).Ny raki-kira iray manontolo an’ny Fiangonana ho an’ny daholobe, ny amboaram-peo, ny hira hirain’olon-tokana ary ny feon-java-maneno.

Mpitendry ôrga vaovao ao amin’ny paroasy—Fitaovana fampiofanana.Fiofanana amin’ny fitendrena ireo fihirana amin’ny ôrga.

Fanamboarana ireo hira ho azo tendrena amin’ny ôrga.Fanovana manatsotra ny fitendrena ireo hira ho an’ny feon’ôrga fanombohana sy ny feon’ôrga famaranana.

Hira notsorina ho an’ny Ôrga.Angom-piraketana feon’ôrga notsorina hoana fihirana notsoingaina.

Tompon’ny boky torolalana ho an’ny Ôrga vatsian’ny Fiangonana.Toromarika hoan’ny mpampiasa ireo ôrga vatsian’ny Fiangonana.

Fampiasana ny fihirana.Torolalana ho an’ny fampiasana ny loharanom-pitaovana hita ao anaty fihirana.

Fampiasana ny Bokin-kiran’ny ankizy.Torolalana ho an’ny fampiasana ireo loharanom-pitaovana hita ao anaty Bokin-kiran’ny ankizy.