Fanompoana

Fanompoana fanao isan’andro

  • Votoatiny

  • “Miaraka amin’izy ireo sy manatanjaka azy”

    Jeffrey R. Holland

  • Manompo tahaka ny ataon’ny Mpamonjy

    Jean B. Bingham

  • Mitarika ireo fanahy

    Gary E. Stevenson

  • Lasa mpiandry ondry

    Bonnie G. Cordon

Fanompoana fanao isan’andro


Fanompoana fanao isan’andro

  • Jeffrey R. Holland

    “Miaraka amin’izy ireo sy manatanjaka azy”

    Nampianatra ny Loholona Holland fa isika ka dia tokony ho entanin’ny fitiavana madio an’i Kristy eo amin’ny fahatongavantsika ho manolotena kokoa amin’ny fiahiana sy fanompoana ny hafa.


  • Jean B. Bingham

    Manompo tahaka ny ataon’ny Mpamonjy

    Mampianatra momba ny fifanompoana ny Rahavavy Bingham ary manome ohatra maneho ny fomba ahafahantsika manaraka ny ohatra nasehon’ny Mpamonjy ny amin’ny fanompoana feno fitiavana amin’ny alalan’ny asa tsotra.


  • Gary E. Stevenson

    Mitarika ireo fanahy

    Nampianatra ny Loholona Stevenson fa manana andraikitra hanompo ny hafa isika, hitarika azy ireo ho any amin’ny tempoly ary indrindra indrindra amin’ny Mpamonjy.

    2018-10-5070-gary-e-stevenson-1920x1080-thumb-master.jpg

  • Bonnie G. Cordon

    Lasa mpiandry ondry

    Mampianatra ny Rahavavy Cordon fa ny fanompoana an’ireo ondrin’ny Tompo dia ahitana ny fahafantarana sy ny fanisana azy ireo, ary ny fiambenana azy ireo sy ny fanangonana azy ireo ho ao amin’ny valan’ Andriamanitra.

    2018-10-4020-bonnie-h-cordon-1920x1080-thumb-master.jpg