“Pejin-dohateny”, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana: Boky torolalana ho an’ny mpampianatra seminera (2024)
“Pejin-dohateny”, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana: Boky torolalana ho an’ny mpampianatra seminera
Fotopampianarana sy Fanekempihavanana: Boky torolalana ho an’ny mpampianatra seminera
Janoary 2025
Navoakan’
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany
Salt Lake City, Utah
Horaisina an-tanan-droa ireo fanamarihana sy fanitsiana. Alefaso amin’ity adiresy ity azafady ny fanamarihana ataonao:
Seminaries and Institutes of Religion Curriculum Services
50 East North Temple Street, Floor 8
Salt Lake City, Utah 84150-0008
USA
Mba soraty azafady ny anaranao feno, ny adiresinao, ny paroasy na ny sampana misy anao, ary ny tsatòka na ny distrika misy anao. Aza hadinoina ny manoratra ny lohatenin’ilay boky sy ny namoahana ny dikanteny an’ny S&I rehefa manome ny fanamarihana ataonao ianao.
Na, mba hanomezana fanamarihana manokana momba ny lesona dia tsindrio eto.
S&I, dikanteny 3: 1/25
Azon’ny olona atao ny manonta printy an’ity boky ity raha ampiasainy ho an’ny tenany manokana ary tsy itadiavam-bola (tafiditra ao anatin’izany ny fampiasany izany amin’ny antsony na ny andraikitra nomena azy ao amin’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany). Raha hampiasa izany amin’ny antony hafa dia iangaviana ianao hangataka lalana ao amin’ny permissions.ChurchofJesusChrist.org.
© 2025 by Intellectual Reserve, Inc.
All rights reserved.
Fankatoavana ny tamin’ny teny Anglisy: 9/22
Fankatoavana ny Fandikana: 9/22
Fandikana ny &DC Seminary Teacher Manual (2025)
PD80007812