Avia, hanaraka Ahy

Fisoronana Melkizedeka sy Fikambanana Ifanampiana

  • Votoatiny

  • Inona no niova?

  • Ireo fivorian’ny filankevitra isaky ny alahady voalohany

  • Ireo fivoriana isaky ny alahady faharoa, sy fahatelo

  • Fivoriana isaky ny alahady fahefatra

Fisoronana Melkizedeka sy Fikambanana Ifanampiana


Avia, hanaraka Ahy—Ho an’ny Fisoronana Melkizedeka sy ny Fikambanana Ifanampiana

  • Inona no niova?

    Fampidirana ireo fanovana natao tamin’ny fandaharam-pampianarana ho an’ny olon-dehibe mandritra ireo fivorian’ny Fisoronana Melkizedeka sy ny Fikambanana Ifanampiana amin’ny ora fahatelo.

    Fivorian’ny filankevitry ny Fikambanana Ifanampiana

  • Ireo fivorian’ny filankevitra isaky ny alahady voalohany

    Fanazavana momba ny rafitra vaovao ho an’ny fivorian’ny filankevitra isaky ny alahady voalohany izay ataon’ireo rahalahy ao amin’ny Fisoronana Melkizedeka sy ireo rahavavy ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana.

    Rahavavy ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana miara-mivory

  • Ireo fivoriana isaky ny alahady faharoa, sy fahatelo

    Fanazavana momba ireo fivoriana isaky ny alahady faharoa sy fahatelo ho an’ny Fisoronana Melkizedeka sy ny Fikambanana Ifanampiana. Hevitra hoenti-mampianatra ireo hafatra avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany.


  • Fivoriana isaky ny alahady fahefatra

    Fanazavana momba ny fivoriana fanao isaky ny alahady fahefatra ho an’ireo rahalahy ao amin’ny Fisoronana Melkizedeka sy ireo rahavavy ao amin’ny Fikambanana Ifanampiana.

    Manompo vehivavy zokiolona mandamaka am-pandriana