Boky torolalana ho an’ny Kilonga sy Fotoana Ifanakalozana

Rindran-damina mandritra ny Fotoana Ifanakalozana ho an’ ny taona 2018: Zanaky ny Ray Aho

  • Votoatiny

  • Torolalana mikasika ny Fotoana Ifanakalozana sy ny Fampisehoana ataon’ ny Ankizy mandritra ny Fivoriana Fanasan’ ny Tompo

  • Janoary: Zanak’ Andriamanitra Aho ary Manana Drafitra ho Ahy Izy

  • Febroary: Nohariana ho an’ ny Zanaky ny Ray any An-danitra ny Tany

  • Martsa: I Jesoa Kristy No Mpamonjy Antsika

  • Aprily: Naverin’ i Jesoa Kristy tamin’ ny Laoniny tamin’ ny Andro Farany ny Fiangonany

  • Mey: Mampianatra Antsika mba Hiaina ny Filazantsara Naverina tamin’ ny Laoniny ireo Mpampinany

  • Jiona: Hanaraka ny Drafitry ny Ray any an-danitra aho amin’ ny alalan’ ny Fanaovana Batisa sy Fandraisana ho Mpikambana

  • Jolay: Tafiditra ao anatin’ ny Drafitry ny Ray any an-danitra ny Fianakaviana

  • Aogôsitra: Maheno sy Mamaly ny Vavaka ataontsika ny Ray any an-danitra

  • Septambra: Hanompo ny Tompo amin’ ny Foko, sy ny Heriko, ny Saiko ary ny Tanjako Rehetra Aho

  • Ôktôbra: Hizara ny Filazantsara amin’ ny Zanak’ Andriamanitra Rehetra Aho

  • Nôvambra: Mila Misaotra an’ Andriamanitra amin’ ny Zavatra Rehetra Isika

  • Desambra: Fantatro fa Mbola Ho Avy Indray i Jesoa Kristy

  • Ahoana no fomba ampiasana ny hira ao amin’ ny Kilonga

  • If the Savior Stood Beside Me

  • Fampianarana ireo ankizy manana fahasembanana

If the Savior Stood Beside Me


Raha toa teo ny Mpamonjy

mozika, If the Savior Stood Beside Me