2024

Aogositra 2024

  • Votoatiny

  • Hanohana sy hitsimbina antsika Andriamanitra

    Dale G. Renlund

  • Ho zatovo mahery!

    • Fifandraisana mahery vaika

      Andrea Muñoz Spannaus

  • Namana

    • Ireo zatovo miaramila

Aogositra 2024


Aogositra 2024

  • Dale G. Renlund

    Hanohana sy hitsimbina antsika Andriamanitra

    Mampianatra ny Loholona Renlund fa isika, tahaka an’ny Kapiteny Môrônia, dia afaka mahazo fanampiana sy hery masina ho an’ireo ady atrehintsika eo amin’ny fiainana rehefa manaja ny fanekempihavanantsika sy mitandrina ireo didy isika.

    Loholona Dale G. Renlund

Ho zatovo mahery!

  • Andrea Muñoz Spannaus

    Fifandraisana mahery vaika

    Mampianatra ny fomba hanomezan’ny fifandraisana ao anatin’ny fanekempihavanana amin’ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy antsika fahafahana hisitraka bebe kokoa ny herin’Izy Ireo ny Rahavavy Spannaus.

    Andrea Muñoz Spannaus

Namana

  • Ireo zatovo miaramila

    Mamakia tantara iray momba ny fomba nianaran’ny andiana miaramila zatovo iray avy amin’ny renin’izy ireo ny hatoky an’ Andriamanitra.

    Olona mandevina ny fiadian’izy ireo ao anaty lavaka