“I Kristy nitsodrano ny Nefita,” Liahona, sept. 2024.
Zava-kanto momba ny Bokin’i Môrmôna
I Kristy nitsodrano ny Nefita
“Moa va ianareo manana ireo izay marary eo anivonareo? … Ento aty izy dia hositraniko. …
“Ary ny zava-nitranga, rehefa avy niteny toy izany Izy, dia … nandroso niaraka tamin’ny marariny sy ny oriny ary ny maleminy [ny valalabemandry iray manontolo], ary niaraka tamin’ny jambany, ary niaraka tamin’ny mareniny sy tamin’ireo izay nijaly na manao ahoana na manao ahoana izany; ary nositraniny [izy ireo]”
Christ Blesses the Nephites at the Bountiful Temple (I Kristy mitso-drano ny Nefita teo amin’ny Tempolin’i Soafeno), by Minerva Teichert