“Ny Liahônà,” Liahona, Jan. 2024.
Zava-kanto momba ny Bokin’i Môrmôna
Ny Liahônà
“Ary ankehitriny anaka, dia somary manan-kolazaina ihany aho momba ilay zavatra izay antsoin’ny razantsika hoe bola, na mpitari-dalana—na izay nantsoin’ny razantsika hoe Liahônà, izany hoe raha adika dia kompà; ary ny Tompo no nanomana izany.
“Ary izany dia niasa ho azy araka ny finoany an’ Andriamanitra.”
The Liahona [Ny Liahônà], nataon’i Arnold Friberg