“Henoy Izy,” Liahona, mar. 2023.
Henoy Izy
“Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!
“Ary hoy Izy taminy: Nahoana no saro-tahotra hianareo, ry kely finoana? Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny ranomasina, dia tonga tony tsara ny andro.”
Matio 8:25–26
Christ Asleep in His Boat (I Jesoa resin-tory tao anatin’ny sambony), nataon’i Jules Joseph Meynier, Musée Municipal, Cambrai, France / Bridgeman Images