“lay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana,” Liahona, Jan. 2023.
Haikanto maneho tantara ao amin’ny Testamenta Vaovao
Ilay fahagagana nandritra ilay fampakaram-bady tany Kana
“Izany no nataon’i Jesoa tao Kana any Galilia ho voaloham-pamantarana, ka nasehony ny voninahiny; ary nino Azy ny mpianany.”
Jaona 2:11
The Wedding at Cana [Fampakaram-bady tany Kana], nataon’i Carl Heinrich Bloch