“Henoy Izy,” Liahona, Jolay/Aogositra 2022
Henoy Izy
“Efa nohamasiniko ity trano nataonao ity mba hampitoerana ny anarako mandrakizay: ary ho amin’ity mandrakariva ny masoko sy ny foko.”
1 Mpanjaka 9:3
Ny fanokanana ny tempoly tao Jerosalema izay naorin’ny Mpanjaka Solomona, nataon’i William Brassey Hole, Lebrecht History / Bridgeman Images