“Henoy Izy,” Liahona, Mar./Apr. 2022
Henoy Izy
Na dia natahotra ny hiverina any amin’ny tanin’ny rainy aza i Jakoba noho ny fifanjihirana teo aminy sy i Esao rahalahiny dia “hoy Jehovah tamin’i Jakoba: Modia any amin’ny tanin’ny razanao sy any amin’ny havanao; ary homba anao Aho.”
Genesisy 31:3
Avy tamin’ny The Reconciliation of Jacob and Esau, nataon’i Francesco Hayez, Pinacoteca Tosio Martinengo, Brescia, Italia, Luisa Ricciarini / Bridgeman Images