Haikanto momba ny Testamenta Taloha
I Enoka sy ny tanànan’i Ziona
“Ary notohizan’i Enoka ny fitoriany tamim-pahamarinana tamin’ny vahoakan’ Andriamanitra. Ary ny zava-nitranga tamin’ny androny dia naoriny ny tanàna izay nantsoina hoe ny Tanànan’ny Fahamasinana, dia i Ziona.”
Sary nataon’i Justin Kunz