2021

Ôktôbra 2021

  • Votoatiny

  • Ny asa atao any amin’ny tempoly

  • Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo

  • Ho zatovo mahery!

    • Ho an’ny zatovo: Ny anaran’ny Fiangonany

  • Namana

    • Ho an’ny ankizy: Nanome anarana ny Fiangonany i Jesoa Kristy

Ôktôbra 2021


Ôktôbra 2021

  • Ny asa atao any amin’ny tempoly

    Tranon’ny Tompo ny tempoly. Afaka mandray ôrdônansy sy manao fanekempihavanana Aminy isika any amin’ireo tempoliny. Afaka manatanteraka ôrdônansy ho an’ireo razambentsika ihany koa isika any amin’ny tempoly.

    tempoly

  • Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo

    • Manokatra ny varavaran’ny lanitra


    • Fahafolonkarena—Ilay lalana mitondra mankany amin’ny Fizakan-tena


    • ‘Fantsona avy any an-danitra’: manohina ny fo mandritra ny valanaretina


    • Ny zavatra antenaina rehefa maharay ny fahazoan-dalana voafetra hidirana ny tempoly


    • Ôktôbra 2010: Ny fanokanana an’i Angola


Ho zatovo mahery!

  • Ho an’ny zatovo: Ny anaran’ny Fiangonany

    Fanazavana fohy momba ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 115:4, izay ahitana ny Tompo manome anarana ny Fiangonany amin’ny andro farany.

    I Jesoa Kristy Mpiandry ondry tsara

Namana

  • Ho an’ny ankizy: Nanome anarana ny Fiangonany i Jesoa Kristy

    Mianara momba ny fomba nanorenana ny Tempolin’i Kirtland.

    Jesoa Kristy